Entry |
-barika
|
Part of speech | morphological form of varika
|
Phytonyms |
|
|
Entry |
barika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Areti-mifindran' akoho: Voan' ny barika ny akohonay [1.1]
|
Explanations in English | The name of a disease which suddenly proves fatal to fowls, etc. Same as BEARIKA. [1.2]
|
Vocabulary |
Proverbs |
|
Entry |
barika
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
Lava-drano, vovon-drano [1.78]
|
| [frantsay barrique] Fitoeran-drano na divay lehibe vita amin' ny hazofisaka mivolantsinana natambatambatra voafehina vy boribory mitana azy tsy hivaha, atao hoe fehim-barika [1.1]
|
Explanations in English | A cask, a barrel. [Fr. Barrique.] [1.2]
|
| [French barrique] a barrel, a cask [1.7]
|
Explanations in French | Barrique, tonneau [1.8]
|
Examples | Izany no nahazoany basy dimampolo sy vanja telo barika kely.
[2.508]
|
Compound words |
|
Proverbs |
|