|
|
|
|

Entry (1/2)1  basin-
Part of speech  2  morphological form of basy
Examples  3  Toram-poana, tahaka an-dRangahy Andriandambo, nolalovan' ny basin-dRabevitsika [2.558]
4  Apetraho ny basin' ialahy, fa ity elo mena ity no entiko hamitana ny fanjakan' ialahy. [2.508]
5  Mbola nisy nirefotra ihany avy ary amin' ny miaramila, fa ny basin' i Feno no nangina. [2.472#236]

Entry (2/2)6  basin    
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.2] finga: a bowl, a basin; usually applied to those made of the calabash
9  [1.7] koveta: a bowl or basin for washing, etc

Anagrams  10  basin-, basin

Updated on 2020/07/31