Entry |
batisa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | (Fiv. protest.) Anaran' ny batemy amin' ny protestanta, izay samy hafa kely amin' ny fahazoan' ny katolika azy satria toa fanolorantena amin' Andriamanitra indrindra no anton' ny batisa [1.1]
|
Explanations in English | Baptism, the administration of Christian baptism. See tso-drano. [1.2]
|
Explanations in French | Baptême (pour les protestants) [1.5]
|
Examples |
1 | Dia nanao batisa ny ankizy ny Pastera.
[2.499]
|
2 | Dia natao batisa izy sy ny Praiministra.
[2.113]
|
3 | Tany Ankazonamoizana Ravahatra no natao Batisa.
[2.649]
|
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Compound words |
|
Origin | English: baptism.
|
Other spellings |
Article |
|