|
|
|
|

Entry (1/2)1  batraka
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Adjectives :
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza tsihy na sobika vaventy rary satria lehibe ny zozoro na ny herana nanaovana azy ka manjary mahalana be masomasony ilay izy: Tsihy batraka [1.1]
Synonyms  5  batrabatraka

Entry (2/2)6  batraka
Part of speech  7  noun
Vocabulary  8  Botany
Explanations in French  9  Nom d'une herbe potagère d'après J. M. Estrade, Le Tromba (1977) p.135. Vient probablement du betsileo traka. [Sakalava] [1.196]

Anagrams  10  batraka, trabaka

Updated on 2020/07/31