|
|
|
|

Entry1  bazara
Part of speech  2  noun
Examples  3  Ny olona manana andevo dia manam-pahefana handefa azy ao amin' ny bazara mba hokapohina amin' ny karavasy eo anatrehan' ny ambanilanitra, raha tahiny izy nangalatra, na namilivily zavatra na nilefa. [2.649]
Other spellings  4  bazary
Compound words 

Updated on 2023/08/11