|
|
|
|

Entry1  be mihimpy
Elementary words  2  be, mihimpy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mpandositra na mpandao fonenana tafatambatra, izay mazàna tonga olon-dratsy
5  [1.1] andia-mpanompo nilefa fahizay izay niray dia mba handroba na hangalatra
Explanations in French  6  [1.3] nom donné aux esclaves fugitifs et formés en bandes de voleurs
Other spellings  7  bemihimpa

Updated on 2025/01/04