|
|
|
|

Entry (1/2)1  be minono
Elementary words  2  be, minono
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [beminono] zaza 18 taona no miakatra [Taimoro] [1.78]
5  [beminono] Tovolahy tsaraina momba ny fandoavan-ketra [Tsimihety] [1.1]
6  ilazana ny zaza efa lehibe nefa tsy sarahina, ary anambarana koa ny olona miankindava amin' ny hafa, tsy mahavelon-tena raha tsy ampiana [1.1]
Examples  7  Tokony ho fantatra koa fa ny tovolahy sihanaka efa mato-tsaina ka vonona ny haka vady dia lehilahy efa mahaleo tena: manana tanimbary sy omby misimisy ihany, fa tsy mba lehilahy mbola "beminono" (miankina amin' ny ray aman-dreny) [2.436#]
Analogs  8  mpinonolehibe

Entry (2/2)9  Beminono
Elementary words  10  be, minono
Part of speech  11  name (ethnonym)
Examples  12  Nisy faritra efatra tao amin' ny menabe, dia ny Ombalahifotsy, ny beminono, ny Masonkarena ary ny Dimanjehy. [2.508]
Vocabulary  13  Geography: countries, people

Anagrams  14  Beminono, be minono

Updated on 2024/10/20