Entry | 1 bilady |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Taimoro]
tany, faritany, firenena 4 [1.353#61] [Bara] tany, dia toy ny tany onenana (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) 5 [1.1] Teny enti-milaza ny trano itoerana sy ny tany onenana, ny harena sy ny fitohizan' ny fianakaviana na foko amin' izay soa na tombontsoa efa ananany: Isika mianakavy: tsy ho vaky bilady amin' izay nentin' ny ray aman-dreny na ny razana |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |