Entry | 1 binata |
Root | 2 bata |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] voabata, bataina: Nobinatako ilay entana fa tsy zakako |
Explanations in English |
5 [1.2] [passive with infix] |
Explanations in French |
6 [1.3#76] porté, soulevé |
Examples |
7 Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko. [2.643#] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 voabata |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |