Entry (1/4) | 1 birao |
Root | 2 bira |
Part of speech | 3 imperative of passive verb biraina |
Tables and plates |
4 All the passive imperatives |
Entry (2/4) | 5 birao |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 latabatra fanoratana [1.62] |
Examples |
8 Indray andro, efa nadiva hifarana ny taom-pianarana, nampiantsoin' ny badirinay tany amin' ny biraony aho. [2.472] |
Morphology |
|
Entry (3/4) | 10 birao |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 efitra na trano fiasana na fandraharahana [1.62] |
Compound words |
|
Entry (4/4) | 14 birao |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 rantsana miandraikitr ny fitantanana. Eo anivon' ny Antenimiera ohatra, ahitana ny filoha, ny filoha lefitra, ny mpiraki-tsoratra ary ireo olona misahana ny fandraharahana anatiny izy io. Ho an' ny fikambanana tsotra kosa dia ahitana ny filoha, ny mpiraki-tsoratra ary ny mpitahiry vola. [1.62] |
Anagrams | 17 bario, birao, boria, oriba, rabio, robia |
Updated on 2020/07/31 |