Entry | 1 biriky |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Economy: buildings, public works |
Explanations in Malagasy |
4 Feta ampandrina ka alatsaka anaty lasitra (hazo lavalava efa-joro) ka ananganana trano rehefa maina; misy karazany roa ny biriky: ireo atao amin' ny tany tsotra, izay atao hoe biriky tany, ary ireo atao amin' ny tanimanga na tany dilatra, izay atao hoe biriky tanimanga; ireto faharoa dia tsy maintsy dorana ao anaty lafaoro amin' ny fompotra na amin' ny kitay hazo [1.1] |
Explanations in English |
5 a brick [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
6 brique [1.8, 1.13] |
Examples |
7 Nosokirinay ho lasa trano ny biriky. [2.445] 8 Ny tiako, dia ny mba ho trano fiangonana biriky. [2.270] 9 Ary hatao tafo tanimanga sy rindrim-biriky madio ivelany. [2.470] |
Compound words |
|
Article |
13 Randzavola: biriky ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Updated on 2023/08/11 |