|
|
|
|

Entry1  bisikilety
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Transportation
Explanations in Malagasy  4  Fita ovam-pandehanana misy familiana sy kodiarana roa mifanao aloha sy aoriana, ka fivoy, eo afovoany, misy rantsany roa havia sy havanana izay hitsahin' ny tongotra no mampihodina ny kodiarana ka mampandeha azy; nomena anarana koa hoe tongomalady [1.1]
Explanations in English  5  a bicycle [1.7]
Explanations in French  6  bicyclette [1.8]
Synonyms  7  tongomalady
Compound words 

Updated on 2020/07/31