|
|
|
|

Entry1  bodehina
Root  2  bodika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Asavorovoro, asavoritaka: Aza bodehina re, ry Koto, ny kofehy. / Nobodehiny teo ny fitenenana ka tsy hita intsony izay ventin-kevitra
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  bodehina, hobedain, hobedany, hobineda, ibodehan, nibodeha

Updated on 2023/01/20