|
|
|
|

Entry (1/4)1  boky
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ravin-taratasy maro misy sora-pirinty voatambatra ho iray: Ny boky no ioharanom-pahalalana sy fahaizana ~ Manoratra boky ~ Manonta boky [1.1]
Explanations in English  4  a book [1.2, 1.7]
Explanations in French  5  livre [1.8]
Compound words 
Titles  9  Alika iray sy boky roa (Rapatsalahy Paul)
10  Boky fanandroana malagasy (Randria Max)
11  Boky fianarana ny amin' ny biby : ho an' ny mpianatra malagasy (Lavik K)
12  Fary Mamy : Boky famakian-teny, kilasy famaranana (Rabemolaly Fanomezana)
13  Fiantsorohana ny boky malagasy ()
14  Ny Bokin-dRakotovao : 1843-1906 (Cohen-Bessy Annick)
Article  15  Randzavola: boky ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
16 

Entry (2/4)17  boky
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  votry, tranombitsika [Taimoro] [1.78]
Vocabulary  20  Zoology: (in general)

Entry (3/4)21  boky
Part of speech  22  noun
Explanations in Malagasy  23  Biby mampinono mpamono voalavo [Sakalava] [1.1]
Explanations in English  24  boky boky [2.504]
Vocabulary  25  Zoology: mammals
Synonyms  26  boky boky
Compound words 

Entry (4/4)28  boky
Part of speech  29  noun
Explanations in Malagasy  30  Anaram-borona, sadakely [Tanosy] [1.78]
Vocabulary  31  Zoology: birds

Anagrams  32  biko, boky, kibo

Updated on 2023/06/12