|
|
|
|

Entry1  bolaky
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fampakarana zavatra hiainga, ka toy izao ny toetoetran' ny fiasany: misy mahazaka mihodidina vy boribory lavalava, izay mirotsaka an-daniny roa avy ny tendrony anankiroa, ka raha sintonina ny laniny iray dia miakatra kosa ny zavatra atao eo amin' ilay laniny faharoa
Explanations in English  4  [1.7] a pulley
Explanations in French  5  [1.8] palan, poulie

Anagrams  6  bakoly, baliko, biloka, bokaly, bolaky, bolika, kalibo, kibola, kobila

Updated on 2020/07/31