Entry | 1 bolangina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vaventy sady salama, dongadonga matavy: Tovolahy bolangina no hitan' ny masoko niditra ny varavarana |
Explanations in English |
4 [1.2] plump, chubby, fat, sleek, well-conditioned. Used mostly of children. See dongadonga. |
Derivatives |
|
Anagrams | 7 balangony, bolangany, bolangina |
Updated on 2025/02/02 |