Entry | 1 boletaleta |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
7 Enti-milaza olona fohy zenizeny vaventiventy ka miresaresa, tsy kinga rehefa mamindra [1.1] |
Explanations in English |
8 short, dwarfish. [1.2] |
Synonyms | 9 boleta, boletaka |
Updated on 2020/07/31 |