Entry | 1 bolivianina |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Bolivia (Amerika atsimo): Vitsy ny Bolivianina fa tsy mahatratra afa-tsy 4 tapitrisa mahery kely monta Momba an' i Bolivia, an' i Bolivia na avy any Bolivia: Ny tobim-bolafotsy no foto-karena bolivianina |
Vocabulary |
4 Geography: countries, people |
Analogs | 5 bolivia |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |