Entry | 1 bonaika |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Malemy paika, mora be sady toa tsy mihetsika mahery; tsy be pelipelika eo am-pipetrahana na eny am-pandehanana: Zazalahy bonaika iny zanakao iny, Ramatoa: fady azy izay hiadiady amin' ny namana na hipelipelika any am-pianarana |
Explanations in English |
4 [1.2] mild, gentle, quiet, pacific, easy, bland, affable 5 [1.7] peaceful, easy-going |
Explanations in French |
6 [1.19] [Tankarana]
paisible ; ne rien faire. 7 [1.8] paisible, pacifique |
Derivatives |
|
Synonyms | 12 boneka |
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |