Entry (1/2) | 1 bonara |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Sihanaka]
mosavy: misy bonara |
Entry (2/2) | 4 bonara |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 [1.78] [Tanala]
karazan-kazo fanao alokaloka sy aro-rivotra amin'ny voly kafe, 7 [1.1] Karazan-kazo an' ala maniry indrindra any amin' ny tanin' ny Sakalava izay mampiasa ny hodiny amin' ny fanaovana tombokavatsa |
Explanations in English |
8 [1.2] A tree which supplies a remedy for syphilitic tumours. Albizia lebbeck, Bth. The Sakalava use the bark in tatooing, and the scent of the flower is said to produce malarial fever. [French bois noir] 9 [2.515] Albizia Cassia |
Explanations in French |
10 [1.3] Bois-noir. Albizia lebbeck, Benth. 11 [1.19] [Tankarana] espèce d'arbre, bois noir. 12 [1.196] (du français « bois noir ») Albizia lebbeck Benth. (Fabaceae). [Betsimisaraka] 13 [Sakalava] 14 [Tsimihety] |
Vocabulary |
15 Botany: medicinal plants |
Synonyms | 16 baonara |
Analogs | 17 albizia, cassia |
Scientific name |
|
Quotes | 19 Texts mentioning bonara |
Illustrations |
|
Anagrams | 21 |
Updated on 2025/01/21 |