Entry | bononòka | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in English | Gentle, quiet [1.2] | |||
Examples | Ilay be bononòka aza namely mihoatra noho ny hafa.
[2.4] | |||
Entry | bononòka | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Mangahazo voasana dia alona ao anaty rano mandeha efatra na dimy andro; rehefa tapitra io fetr' andro io, andrahoina amin' ny entona, dia sasana tsara ary azo hanina amin' izay; ny bononòka dia ankafizin' ny tantsaha, indrindra amin' ny faritanin' Ambatolampy sy Arivonimamo, na dia eo aza ny fofony mahery dia mahery [1.1] | |||
Explanations in French | [Sakalava] Manioc, Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae) dont on humecte les tubercules et qu'on soumet à une fermentation en vue d'obtenir une pâte molle d'odeur très forte. La fermentation décompose les glucosides et la préparation n'est pas toxique même si elle est faite à partir des maniocs amers, riches en composés cyanogènes. Mets apprécié autrefois en Imerina surtout chez les Mandiavato. Aujourd'hui surtout utilisé sur la côte Ouest. Cette préparation est d'origine africaine. [1.196] | |||
Scientific name | Manihot utilissima | |||
Vocabulary | Botany: vegetable | |||
Derivatives |
| |||
Updated on 2022/09/11 |