|
|
|
|

Entry1  bonoraka
Root  2  boraka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  voaboraka, borahina, vahana: Nobonoraka ny entany ka inona no tao hoy ianao ? Vato kely
5  aposaka, ambara, aseho: Nobonorany tamiko ny tao am-pony [1.1]
Explanations in English  6  [passive with infix] [1.2]
Explanations in French  7  qu'on a défait, déballé, manifesté [1.3#88]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Synonyms  11  voaboraka

Anagrams  12  Bokarano, bokarano, bonoraka, ranoboka

Updated on 2023/01/20