|
|
|
|

Entry1  bontanaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Biby maintimainty toy ny fandaibe, sady volovoloina ihany koa saingy tsy mba mandratra ny lainy; mipetaka mivangongo mitambatra ranoray eny amin' ny vatan-kazo loaka no mazàna ahitana azy
Vocabulary  4  Zoology: invertebrates

Anagrams  5  bontanaka, natabonak

Updated on 2025/01/21