Entry | 1 borabora |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ratsy fehy, malemy fatotra: Boraborany fehin' ny entana fa ataovy mafimafy aloha vao mandeha Vaventy fa malemy: Zazalahy borabora / Naivo vaventy fa kely aina Mihanja vatana, na ratsy fitafy: Borabora fitafy lava izao iny olona iny Malai-mihetsika, mitavozavoza: Olona borabora amin' izay rehetra ataony Rakoto |
Explanations in English |
4 [1.2] slack, loosely tied; inert, not firm, flabby. See rebareba, rerarera |
Derivatives |
|
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |