Entry | 1 boraingina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanaovana jadona amin-kery, fiteniko fe lehibe: Loza izany raha olona hanao didy boraingina: na tiana na tsy tiana, na mety na tsy mety, tsy maintsy atao. |
Explanations in French |
4 [1.3] despotique, arbitraire, injuste |
Other spellings | 5 boraingona |
Compound words |
|
Anagrams | 7 baraingoin, boraingina, nibaraingo |
Updated on 2023/08/11 |