|
|
|
|

Entry (1/2)1  boriky
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ampondra
Examples  4  Tsy nihinana ny nofon' ny boriky ny Jiosy; [1.38]
5  kely izy noho ny soavaly ary lava orona tahaka ny boriky; [1.38]
Vocabulary  6  Zoology: mammals
Compound words 
Proverbs  8  Proverbs containing the word boriky
Article  9  Randzavola: boriky ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)10  boriky
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Olona donendrina, tsy mahalala na inona na inona fa bado velona: Ilay boriky vavy itỳ

Anagrams  13  boriky, kibiro, kibory, kiribo

Updated on 2022/07/30