|
|
|
|

Entry1  borosy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Volom-biby vita fiasana mba hamaohana zavatra na ho fanalana loto toy ny kifafa, na ho fanosoran-doko
Explanations in French  4  [1.3#91] brosse
pinceau
Examples  5  Ampiasana borosy ny lamba sarotra kosehina. [2.117#13]
6  Lalo-by na lalotra borosy madio ivelany no hatao amin' ny trano; [2.470#113]
7  Andeha hoe handramana, ka penina no hatao borosy, ary teny no loko. [2.285#211]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Compound words 

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21