Entry | 1 borozany |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 jereo boriZAno#mg.n [0] |
Examples |
4 ary ny nianamboninahitra sy ny miaramila, izay afaka ho borozany; [2.59#] 5 Rainimaharavo 16 voninahitra, Chief secretary of state sy Andriantsitohaina 16 voninahitra sy Rafaralahibemalo loholona lehibe amin' ny borozany no nanao sonia nisolo tena an-dRasoherina ary Finkelmeier masoivohon' ny fanjakana amerikana no nanao sonia tamin' ny andaniny. [2.366#] |
Other spellings | 6 borizany, borizano, borozano |
Updated on 2021/10/16 |