Entry | 1 brezilianina |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny firenena tompon-tany amin' ny tany midadasik' i Brezila: Miteny portogay ny Brezilianina momba an' i Brezila, an' i Brezila na avy any Brezila: Ny kafe no vokatra brezilianina malaza indrindra |
Vocabulary |
4 Geography: countries, people |
Analogs | 5 brezila |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |