Entry | 1 dabebaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fohy vatana nefa lehibe sy mivelatra ny vavany: Iza no hahalany vary bebe kokoa araka ny hevitrao:itỳ harona dabebaka itỳ sa iroa lavalava kely vava iroa ? |
Explanations in English |
4 [1.2] shallow, applied to baskets; full-cheeked, as a child. See bebaka, tabebaka |
Explanations in French |
5 [1.3] Se dit des corbeilles plates, larges et peu profondes, des ligures plates et larges, épatées |
Derivatives |
|
Analogs | 7 tabebaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |