|
|
|
|

Entry1  dabilio
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Akalandava fipetrahana any an-tsekoly na amin' ny trano fivoriana
Explanations in English  4  [1.2] a school desk, form, or bench
5  [1.7] a workbench; a bench, a pew, a school bench
Explanations in French  6  [1.3] Banc
7  [1.8] établi; banc
Examples  8  Tao amin' ny efitra avaratra kosa, nisy ny fanaka vitsivitsy, farafara fatorianay telo mianaka sisa, latabatra iray ary dabilio anankiroa. [2.472]

Anagrams  9  abolidy, dabilio

Updated on 2025/01/21