|
|
|
|

Entry1  daikadaika
Root  2  daika
Part of speech  3  noun
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Names :
Explanations in Malagasy  6  Fandeha misabakabaka na mibekabeka ka mivelatra sy tsy mitsatoka mahitsy tsara ny tongotra roa, toy ny fanaon' ny zazakely vao miana-mandeha [1.1]
Explanations in French  7  jambes écartées. (bekabèka). [Tankarana] [1.19]
Synonyms  8  daika

Updated on 2023/01/20