Entry (1/5) | 1 damà |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazan-damba |
Explanations in English |
4 [1.2] a kind of print-calico |
Explanations in French |
5 [1.3] Damas, étoffe damassée |
Vocabulary |
6 Economy: clothing |
Entry (2/5) | 7 dama |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Karazam-panoto be loba fitotoana tany mba hifatratra tsara |
Explanations in French |
10 [3.1] hie de paveur |
Vocabulary |
11 Tools |
Entry (3/5) | 12 dama |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Kilalaontsaina misy efitrefitra zato, mainty sy fotsy mifandimbindimby; ny vato dia voalahatra amin' ny laharan' efitrefitra roa farany, amin' ny andaniny sy an-kilany, ka mandroso izy ireo amin' ny laharan' efitrefitra tsy misy vato, ary dia mifampihinana amin' izay; ny an' ny dama, ihoarana no fihinana ny vato fa tsy tahaka ny an' ny fanorona izay aroso amin' ny toerana iray banga ka lany daholo ny vaton' ny ankilany amin' ny hitsin' ny tsipika nandrosoana azy; izay tapitra aloha ny vato no resy toy ny amin' ny fanorona ihany |
Vocabulary |
15 Game |
Entry (4/5) | 16 Dama |
Part of speech | 17 name (anthroponym) [Full list] |
Anthroponyms |
|
Entry (5/5) | 19 Dama |
Part of speech | 20 name (anthroponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
21 [3.1] fanafohezan' ny anarana Radama |
Examples |
22 Voalohany indrindra, lay iretsy, indro i Dama [2.48] 23 Dama ô, tsy voalohany itsofako rano an' ialahy izao. [2.528] |
Vocabulary |
24 History: individuals |
Synonyms | 25 damalahy, damalahy, damalahy, ilaidama, ilaidama, ilaidama, lahidama, lahidama, lahidama, radama, radama, radama |
Anagrams | 26 dama, damà, Dama |
Updated on 2023/07/25 |