Entry | 1 dananaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Olona tsy manana eritreritra, tsy manana ahiahy, mitsilamodamoka, ary mova tsy ny adaladala, dondrona. [1.1] |
Explanations in English |
4 same as donanaka [1.2] |
Explanations in French |
5 Un sans-souci, apathique, indolent qui a l'air hébété, la bouche béante [1.3] |
Derivatives |
|
Anagrams | 9 andakana, dananaka |
Updated on 2020/07/31 |