|
|
|
|

Entry1  daomy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Game
Explanations in Malagasy  4  [frantsay domino] Karazan-kilalao misy vato valo amby roapolo misy masony; zaraina mitovy isa amin' ny mpilalao telo ny iraika amby roapolo amin' ireo vato ireo, ka mifandimby mandahatra ny azy raha misy vato miady masony amin' izay mivoaka ny mpilalao; izay mahalany vato any aminy voalohany no mahazo amin' ny indray mihodina, ka dia isaina ho azy ny masom-baton' ireo sisa tsy mbola nahalany ny azy [1.1]

Anagrams  5  daomy, maody

Updated on 2020/07/31