Entry |
dedaka
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona te hiseho mahay na te hoderaina, na dia amin' ny zavatra tsy fantany na tsy hainy akory aza; kevoka; be hajejoana:
Dedaka erỳ ilay sakaiza nanao tsy an-kitana tamin' ny bisikileta [1.1]
|
Explanations in English | The crackling of flames Boasting, bragging, exulting [1.2]
|
Explanations in French | Agitation, mouvement des flammes Fig. fanfaron, vantard, qui a de l'ostentation [1.3]
|
Derivatives |
Proverbs |
|
Entry |
dedaka
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
Gaga [1.78]
|
|