Entry (1/3) | 1 deka |
Part of speech | 2 Unspecified |
Explanations in English |
3 [1.2] |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 5 deka |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 sabaka ranjo [Bara]
[1.78] |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 leka |
Entry (3/3) | 12 dekà |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 Lefitra ambany amin' ny laharam-boninahitra 15 Miaramila na manamboninahitra lefitra, atokana ho mpanampy sy ho fanirakiraky ny manamboninahitra ambony. [1.1] |
Explanations in English |
16 an aide-de-camp [1.2] |
Explanations in French |
17 Aide-de-camp [1.3] |
Examples |
18 Mahazo miteny tsy amin-tahotra - hoy ny Governora - Zazalahy mahatoky ny deka, namako. [2.270#] 19 Ary izahay deka taminy, dia nomeny ho dekan dRainilaiarivony Prime Minister sy Commander in Chief. [2.59#] |
Other spellings | 20 daika, dekana |
Compound words |
|
Anagrams | 25 deka, dekà |
Updated on 2023/06/11 |