Entry | 1 demôkrasia |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.62#227] fahefan' ny vahoaka fanjakana, fitondram-pirenena isehoan' ny fahefan' ny vahoaka |
Explanations in English |
4 [3.1] democracy |
Explanations in French |
5 [3.1] démocratie |
Examples |
6 Maharitra roa na telo volana ny fandinihana azy io any amin' ny firenena anjakan' ny demokrasia. [4.27] 7 Ny demokrasia sy ny feni-kevitra momba ny Fanjakana tan-dalàna no fototra iorenan'ny Repoblika. [1.320] |
Vocabulary |
8 Politique |
Analogs | 9 demokraty, demokratika |
Updated on 2020/07/31 |