Entry | 1 deraina |
Root | 2 dera |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ankalazaina, omena voninahitra: Rariny raha derain' ny vahoaka ireo nanao manda tehezana niaro ny tanindrazana [1.1] |
Explanations in English |
5 to praise, to celebrate, to glorify; to speak well of a person [1.2] 6 to be praised [1.7] |
Explanations in French |
7 Qu'on loue: Derainao loatra izy (Vous le louez trop) ~ Mendrika hoderaina tokoa izy (Il mérite vraiment d'être loué) [1.3] 8 qu'on loue [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word deraina |
Anagrams | 15 aredany, denaria, deraina, iderana |
Updated on 2023/01/20 |