|
|
|
|

Entry1  diabeta
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [fr. diabète] Aretina azo fantarina amin' ny fivoahan' ny siramamy amin' ny fivalanan-drano, fa ny mahatonga azy kosa dia avy amin' ny sarakaty tsy afaka mandevona ny siramamy rehetra amin' ny sakafo ka lasa mivoaka amin' ny fivalanandrano ireo siramamy tsy levona [1.1]
Vocabulary  4  Health

Updated on 2020/07/31