Entry | 1 diakra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 (Fiv. kat.) Mpanampy ny mpisorona amin' ny fanomezana sakramenta indrindra, ka misy karazany roa, dia ireo miomana ho pretra ary ireo maharitra, izay mety ho olona manambady, arakaraka ny fanapahan-kevitry ny Kaonferansy Episkopaly [1.1] |
Vocabulary |
4 Religions, Beliefs |
Analogs | 5 diakona |
Anagrams | 6 diakra, draika, driaka, kidara |
Updated on 2020/07/31 |