|
|
|
|

Entry (1/2)1  diary
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Boky kely misy ny andro sy ny volana ao anatin' ny taona, izay matetika anamarihana ny asa atao na ny zavadehibe mitranga amin' ny andro tsirairay avy [1.1]
Explanations in English  4  a diary [1.2]
5  an agenda [1.7]
Explanations in French  6  agenda [1.8]
Examples  7  Nalainy ny diary tany am-paosiny. [2.499]
8  Rehefa voarehitra ny afo, dia novelariny ny diary, ka novakiny io teny io. [2.324]
9  Nampiasain'izy ireo ny diary hitadidiana ny vaninandro nahaterahan'ny zaza. [2.117]
Titles 

Entry (2/2)11  diary
Part of speech  12  noun
Explanations in English  13  diary, boky anoratana ny atao sy ny itadidiana ny zava-mitranga isan-andro [1.17]

Updated on 2023/10/29