|
|
|
|

Entry1  dibo-kafaliana
Elementary words  2  diboka, hafaliana
Part of speech  3  locution
Examples  4  Vao mainka dibo-kafaliana sy nidobodoboka ny fon-dRasoa. [2.470]
5  Ny vahoaka rehetra dia velom-panantenana sy efa dibo-kafaliana ambony ihany. [2.472]

Updated on 2024/03/08