|
|
|
|

Entry1  didiko fe lehibe (didy)
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  didy tsy azo valiana na manao ahoana na manao ahoana, tsy firaharahana ny hevitry ny hafa amin' izay atao 4  Teniko fe lehibe, didy boraingona [1.1]
Synonyms  5  didy boraingina, didy boraingona, teniko fe lehibe

Updated on 2020/07/31