|
|
|
|

Entry (1/2)1  didin-tsokina
Root  2  didy, sokina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  aretina amin' ny fanambanin' ny rantsan-tongotra
5  (didintsokina) Ratra toy ny tataka kely eo amin' ny elakela-drantsana na eo amin' ny fanambaniny, ary tsy tsaroana akory izay nahavoa azy [1.1]
Explanations in English  6  [sokina, a small hedgehog] an injury, or chaps under the toes [1.2]
Vocabulary  7  Health

Entry (2/2)8  didintsokina
Part of speech  9  noun
Explanations in French  10  petit bout d'une chose, pointe du bonnet. [Tankarana] [1.19]

Anagrams  11  didintsokina, didin-tsokina

Updated on 2020/07/31