Entry | 1 difika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Potika na sila-kazo miala raha misy mamaky na manapa-kazo; potika na silaby mipitika avy amin' ny fanapehan' ny mpanefy ny vy amin' ny tantanana; kilalaon' afom-by mipiritika [1.1] |
Explanations in English |
4 a fragment, a splinter, anything which flies off with violence from a hard substance. See tsilaka [1.2] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 11 adifik, difika, fidaky, fikady |
Updated on 2020/07/31 |