|
|
|
|

Entry1  dimbana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy mitovy tantana, tsy milahatra mahitsy ka misy avo sy iva; ilazana ny tandroka izay ny iray miakatra, ny iray midina: Dimbana ny tandrok' itỳ omby itỳ
4  Misy banga ka tsy mitovy tantana, misy nifinifiny: Dimbana ny lelan' iny antsy iny ha tsy mahadidy tsara [1.1]
Explanations in English  5  irregular formation, as the horns of cattle which grow irregularly
6  also, in the provinces, notched, chipped, cut, defaced [1.2]
Explanations in French  7  le contraire de ce qui devrait être ; qui dépasse. [Tankarana] [1.19]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Other spellings  13  limbana
Synonyms  14  ampelamamoly
Compound words 
Tables and plates  19  Shapes of Cattle Horns
Illustrations 
20  21 

Anagrams  22  dimbana, nambady

Updated on 2024/01/18