|
|
|
|

Entry1  dinta
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: invertebrates
Explanations in Malagasy  4  Karazana kankana monina eny an-tanimbary sy eny amin' ny honahona ary mitsentsitra ny ra; mora mipetaka amin' ny tenan' ny olombelona ny dinta noho ireo tandrony roa fanandrohany eo amin' ny lohany sy ny vodiny, izay indray mitsentsitra daholo; avy amin' izany no nahatonga ilay ohabolana hoe: Mihinan-droa tahaka ny dinta [1.1]
Explanations in English  5  a leech. Linta is used in the provinces [Mal. lintah] [1.2]
6  a leech [1.7]
Explanations in French  7  sangsue [1.8]
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  10  Proverbs containing the word dinta

Updated on 2023/08/11