Entry | 1 diovina |
Root | 2 dio |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Sasana, atao afa-doto: Diovy ny akanjonao fa fety rahampitso / Diovy ny fonao Fotsina: Efa nodiovin' ny miaramila ve ny benitra? Nangalarana, atao mafafa: Nodiovin' ny dahalo ny tanàna tao Ananona |
Explanations in English |
5 [1.2] to be cleansed, to be purified 6 [1.7] to be cleaned |
Explanations in French |
7 [1.8] qu'on nettoie, qu'on purifie |
Morphology |
|
Anagrams | 12 andiovy, diovina, idiovan, nidiova, nivoady, nodiavi, nodivai, novidia, vidinao, voadini, vodinay |
Updated on 2025/01/21 |