Entry | 1 disely |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] [fr. du sel] Zavatra tahaka ny vovo-tsira, fotsy, somary mamiratra, ampiasaina' ho fanadiovan-kibo na fampivalanana; misy karazany roa ny disely, dia ny "sel de soude" ary ny "sel de magnésie", izay samy hafa ny fomba fiasany |
Explanations in English |
4 [1.2] Epsom salts [Fr. du sel] |
Vocabulary |
5 Economy: food |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |